|
|
|
|

Entry (1/3)1  loza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao 4  Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena [1.1]5  voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
Explanations in English  6  calamity, danger [1.7]
Explanations in French  7  calamité, danger [1.8]8  accident [1.13]
Examples  9  loza loatra re io vola io! [2.499]
10  Ny olona aza no tena loza. [2.472]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Analogs  18  antambo, zo, voina, angano, angano latsaka, faisana, fahonana, sampona, tambàna, tra-doza, tra-boina, idirandoza, iharan-doza, idiran' angano, mahita angano, fohehatra, voan' ny patsa iray tsy omby vava, voan' ny tain' akoho mahalavo, sendra ny mangidy tsy telina, mampidi-doza, mamohehatra, mampiditra angano, mamoa-tsampona, mahatsiravina
Compound words 
Zoonyms 
Titles 
Proverbs  36  Proverbs containing the word loza

Entry (2/3)37  loza
Part of speech  38  adjective
Explanations in Malagasy  39  masiaka [Bezanozano] [1.78]40  Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany 41  Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
Explanations in English  42  angry, fierce, frightful [1.7]
Explanations in French  43  cruel, intraitable, dangeureux [1.8]
Compound words 

Entry (3/3)45  Loza
Part of speech  46  name (toponym)
Vocabulary  47  Geography: rivers, lakes
Explanations in French  48  fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11]
Tables and plates  49  Full list

Anagrams  50  lazo, Loza, loza, lazo, Loza, loza

Updated on 2023/08/12