|
|
|
|

Entry (1/2)1  maitso milenodenoka
Elementary words  2  maitso, milenodenoka
Part of speech  3  locution
Examples  4  Toerana am-body hazo ala iray, nanirian' ahitra maitso milenodenoka, mitovy tantana sy mitovy endrika amin' ny manodidina rehetra. [2.472]
5  izy ireo manahaka ny ahitra eny an-tsaha aman-java-maitso milenodenoka, tahaka ny ahitra ambony tafon-trano, tahaka ny vary mandavenona, maina alohan'ny fahamasahany. [2.996]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)104  maitso milenodenoka
Part of speech  105  locution
Explanations in French  106  [1.196] (de lenoka : tendre, charnu). Herbes potagères et légumes verts de belle venue, particulièrement tendres et charnus. Verdure de choix.
Vocabulary  107  Botany

Updated on 2024/10/30