|
|
|
|

Entry1  mamitaka (fitaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manambaka: Aza mamitaka ny bado 4  Manoloky, mametsy: Namitaka ny olona tao an-tanàna iny mpisoloky iny 5  Mahadiso hevitra: Loza fa namitaka ahy ny masoko: ataoko itỳ vola ariary zato no nomeny ahy, hay roapolo 6  mamangopangoka, mametsy, manangoly, manabony, mandroboka, mandrendrika, misaroro, misarory, mandroky, mandrokidroky, misodika, manao solia, manao sombia, manao sombe, manome vohony, manome vohon-dambo, manao antohimamba, mandainga, manao marina tsy to, manome fitaka, manome lainga, manambaka, mivarotra saka be loha, manolo-bato mafana, manao varo-draikiraiky, mamahan-dalitra, mamahandainga, manao hosoka, manao tsipandrifandry, mania dika, mifetsy, misoloky, misandoka, manandoka, mivarotra, mamandrika, manolikoly, manao ronono an-tavy, mampidi-bingo, mampidi-kizo, mampiditra amin' ny ety, mampiditra amin' ny maizina, manao longoa mitoto-bozaka, mahavoafitaka, manodoka [1.1]
Explanations in English  7  to deceive, to cheat, to impose on. [1.2]8  to defraud, to beguile [1.7]
Explanations in French  9  tromper, frauder [1.8]
Examples  10  Misy mamitaka ireny. [2.4#]
11  mamitaka antsika ny fijerintsika. [1.369#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word mamitaka

Updated on 2023/01/20