|
|
|
|

Entry1  matahotra (tahotra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony [1.1]
Explanations in English  4  to be afraid of [1.7]
Explanations in French  5  craindre, être craintif [1.8]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Analogs  9  miraika, raiki-tahotra, tora-kovitra, tsiravina, an-koditra, kenda, ranga, manambadi-po, miraikibolomaso, mikoso-maso, kasoka, taibombona, mamafy ketsa, mangovitra, manahy, manahy velona, mifihifihy, miritra aina, mihararetra, mipararetra, rano andravina, mihoron-koditra, mihoron-kodidoha, mitsangam-bolo, mihendratra, manangambovona, mimalo, miholy, mivadika ambavafo, midobodoboka ambavafo, mangitakitaka, mitaintaina, mihotakotaka, velona ahiahy, mitebiteby, mihorohoro, mangorohoro, mihena velona, an-tenda ny aina, tai-dava, mandry tsy lavo loha, mandry an-driran' antsy, mandry an-driran-defona, mandry tsirangaranga
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word matahotra

Updated on 2023/01/20