Entry |
mihinana
(hinana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io
[1.1]
|
Explanations in English | To eat; to use up; to embezzle funds [1.7]
|
Explanations in French | Manger; consommer; détourner des fonds [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ mihinaña ] Manger [1.405]
|
Examples |
1 | Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy:
[2.293]
|
2 | Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo
[2.470]
|
3 | Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mihinana,
mihinan-,
mihinam- |
Past : |
nihinana,
nihinan-,
nihinam- |
Future : |
hihinana,
hihinan-,
hihinam- |
Imperative : |
mihinána |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mihinàna
(hinana)
|
Part of speech | imperative of active verb mihinana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|