Entry (1/2) | 1 taona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa? Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray |
Explanations in English |
4 [1.7] the year; a season |
Explanations in French |
5 [1.3#681, 1.8, 1.13] année 6 [1.3#681] les saisons de l'année 7 [1.8] saison |
Examples |
8 Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3#681] 9 taonam-betsovetso mamy [2.817] 10 Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445#56] 11 Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117#123] 12 Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356#73] 13 Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606#85] 14 Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356#86] |
Vocabulary |
15 Time |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
62 Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph) 63 Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 (Rabary Jean-Joseph) |
Proverbs | 64 Proverbs containing the word taona |
Article |
65 Randzavola: taona ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 66 taona |
Part of speech | 67 noun |
Explanations in Malagasy |
68 [1.1] Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena |
Explanations in French |
69 [1.3#681] action de porter d'un lieu à un autre action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter |
Derivatives |
|
Anagrams | 75 aaton, anota, antao, atano, ataon, atona, naato, natao, tanoa, taona |
Updated on 2023/06/12 |