Entry |
tia
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
|
Explanations in English | To love, to like [1.2]
|
Explanations in French | Aimer [1.3, 1.8]
|
| Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
tia |
Imperative : |
tiava |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Analogs |
mirona ~
miraiki-pitia ~
miraiki-po ~
mandala ~
mankamamy ~
mankafy ~
mankasitraka |
Proverbs |
|