|
|
|
|

Index

Proverbs : tanteraka

Proverb 1Andro tsara ny miarim-bolana, ka soa ny tanteraka aminy, fa manantena ho feno. [2.415 #67]
French translationC' est un jour favorable que le treizième de la lune : les affaires entreprises ce jour-là réussiront, car on attend qu' il y ait plénitude. [2.415 #67]
French interpretationLa lune sera pleine et l' affaire réussira parfaitement. [2.415 #67]

Proverb 2Ataovy fitian-dranon' erika: madini-pihavy fa mahatondra-drano. [2.165 #200]
Aza manao fitian-dranon' erika: fa aokahasesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ranonorana ho lany. [2.558 #499]
Aza manao fitian-dranon’ erika : madini-pihavy, fa mahatondra-drano ; fa aokahasesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ranonorana ho lany. [2.653 #444]
French translationQue votre amitié soit comme la bruine: elle tombe fine, mais elle peut faire déborder les rivières. [2.165]

Proverb 3Aza asesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ny ranonorana ho avy. [2.165 #209]
French translationNe soyez pas tellement emporté par votre amour que vous n' en voyiez pas. la pluie venir. [2.165]

Proverb 4Loaka an-davany, loaka an-tsakany. [2.415 #3259]
Loaka an-tsakany, tanteraka an-davany. [2.165 #2185]
Tanteraka an-davany, tanteraka an-tsakany. [2.415 #3305]
French translationPercé dans le sens de la longueur et dans le sens de la largeur. [2.415 #3305]
Percé dans le sens de la longueur, percé dans le sens de la largeur. [2.415 #3259]
Percé dans toute sa largeur et dans toute sa longueur. [2.165]
French interpretationC. à. d. parfait sous tous les rapports. [2.165]
Expression pour signifier la perfection sous tous les rapports. [2.415 #3259]
Parfait sous tous les rapports. [2.415 #3305]

Proverb 5Soa ampiam-panahy tonga amy ny soa tanteraka ; ratsy ampiam-panahy tonga amy ny soa onony. [2.653 #2906]
Soa ampiam-panahy tonga amin' ny soa tanteraka ; ratsy ampiam-panahy tonga amin' ny soa onony. [2.415 #1581]
Soa ampiam-panahy : tonga soa maninteraka; ratsy ampiam-panahy : tonga soa antonona. [2.558 #3902]
French translationLa beauté jointe à l' esprit et au caractère, c' est le beau parfait ; la laideur compensée par l' esprit et le caractère devient acceptable. [2.415 #1581]

Proverb 6Toy ny ratsy natao, ka dia miohatra ny tanteraka. [2.415]
French translationC' est comme le mal qu' on a fait, cela dépasse ce qu' on croyait. [2.415 #6256]
French interpretationSe méfier des conséquences des mauvaises actions. [2.415 #6256]

Proverb 7Tsy mahafoy ny hividianan-drojo, ka namoy azy tanteraka. [2.558 #4511]

Index