|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ.
Explanations in English  4  [1.2] Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine.
5  [1.7] Me (as object); mine
Explanations in French  6  [1.3] à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.
7  [1.5] A moi, me
8  [1.8] Moi (objet), mien
9  [1.6] [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy].
Explanations in Italian  10  [1.18] me, a me
Examples  11  Aiza no misy ahy? [2.5]
12  Natoky ahy i Feno. [2.472]
13  Iza no mba tia ahy? [2.471]
14  Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
15  Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Morphology 
16  Simple :
Analogs  17  aho, ko
Compound words 
Tables and plates  24  All the pronouns

Entry (2/2)25  ahy
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  [1.1] tahotra
28  [1.13] fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra
Explanations in English  29  [1.2] solicitude, inquietude, anxiety, care, attention.
Explanations in French  30  [1.3, 1.5] soin, sollicitude, soupçon
31  [1.3] inquiétude, souci
32  [1.13] conscience
Examples  33  Aiza no misy ahy? [2.5]
34  Natoky ahy i Feno. [2.472]
35  Iza no mba tia ahy? [2.471]
36  Mivavaha ho ahy koa. [2.499]
37  Ny ahy toaka mahery! [2.583]
38  Mba kivazivazy ny ahy. [2.895]
39  Asa izay fiheverany ahy. [2.4]
Vocabulary  40  Philosophy
41  Emotions
Derivatives 
42  Active verbs :
43  Passive verbs :
44  Relative verbs :
45  Names :
46  Adjectives :

Anagrams  47  ahi-, ahy, hay, hia, iha

Updated on 2023/08/11