Entry 1/2 fanorona (sorona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin' ny tsipika mifanapatapaka ka amin' ny fiadian' ireny tsipika ireny no ametrahan' ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dimy ary ny an-tsivy, izay tena malaza ary fanaon' ny olon-dehibe indrindra [1.1]
Explanations in English The name of a game played on lines and spaces with pebbles, seeds, etc. See sorona. [1.2]
 Malagasy chess [1.7]
Explanations in French Jeu d'échecs malagasy [1.8]
Examples 
1fa ny fanorona no maty natoko; [2.69]
2Tokana ny zavatra katsahiny: olona tena mahay fanorona. [2.445]
3Ary raha fanalana andro fotsiny dia katro sy fanorona no nasaiko novelarina. [2.643]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Titles Fanorona
Analogs  afa-bela ~ afoina ~ andimy ~ antsivy ~ diam-panorona ~ diso paika ~ diso paika ka matim-bela ~ famoinana ~ fikizoana ~ foibe ~ foibeny ~ foina ~ forin-daka ~ halany ~ homam-bela ~ lahim-bela ~ laka ~ lakakely ~ lakamanga ~ lehifohy ~ lehilava ~ mamoina ~ matim-bela ~ mikaleva ~ mikizo ~ paika ~ pai-panorona ~ poka akalana ~ riadriatra ~ seranana ~ seranina ~ sora-panorona ~ telo noho dimy ~ toko falana ~ vato ~ vela ~ very paika ~ very petsika
Proverbs 

Entry 2/2 Fanorona
Elementary words fanorona
Part of speech name (book title)
Subtitle the National Game of Madagascar.
Publishings 1984. 44 pages. (translated in English by Leonard Fox). History and rules of the fascinating / International Fanorona Association. 278-A Meeting St, Charleston, SC 29401. Malagasy board game..
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2023/08/12