Entry | maika (aika) | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana:
Maika aho Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny erỳ izy ~ Maika hamonjy masinina aho Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | In a hurry [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Pressé [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Synonyms | dodona ~ kododona ~ dodoka ~ dodotra ~ rototra ~ rodoka ~ somadodoka ~ somarodoka ~ somarototra ~ maimay ~ mitaitay ~ mirotoroto ~ mikorobobo ~ miheninkenina ~ mikoropaka ~ sevotsevoka ~ milomay ~ maintavo ~ forehitra ~ mivoa-jamala ~ misehotra ~ misalehotra ~ mikododoka ~ minitinitika ~ kongomaika ~ kongorevo ~ ankamehana ~ sondrodrahona ~ aniritra ~ tandrevaka ~ tandrametaka ~ peta-toko | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word maika | |||||||||||||||
Anagrams | maika, makia, miakà |
Updated on 2023/08/11 |