|
|
|
|

Entry (1/2)1  midina (idina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony 4  Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa 5  mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany 6  Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1]
Explanations in English  7  to pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2]8  to come down [1.7]
Explanations in French  9  descendre [1.3, 1.8, 1.13]10  baisser [1.3, 1.8]11  couler comme le liquide [1.3]12  couler [1.8]
Examples  13  nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga) [1.3]
14  nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3]
15  midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3]
16  midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3]
17  midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3]
18  Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470]
19  Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472]
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :
Analogs  24  mikorisa, mivalana, mitambalana, mitsontsorika, mitsontsori-bava, manorika, mikorotsaka, mitamborotsaka, mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mivalangidina, mitambororotra, mandeha any ava, manao ankororosy25  mihemotra, mitakemotra, mitambotsotra, mianotra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana, mivarina, manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka
Compound words 
Proverbs  31  Proverbs containing the word midina

Entry (2/2)32  midìna (idina)
Part of speech  33  imperative of active verb midina
Explanations in Malagasy  34  [1.1]
Explanations in French  35  [1.3]
Tables and plates  36  All the active imperatives

Anagrams  37  dimina, midina, midìna, dimina, midina, midìna

Updated on 2023/06/11