Entry (1/2) | 1 midina (idina) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony 4 Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa 5 mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany 6 Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony [1.1] |
Explanations in English | 7 to pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2]8 to come down [1.7] |
Explanations in French | 9 descendre [1.3, 1.8, 1.13]10 baisser [1.3, 1.8]11 couler comme le liquide [1.3]12 couler [1.8] |
Examples |
13 nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga) [1.3] 14 nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3] 15 midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3] 16 midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3] 17 midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3] 18 Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470] 19 Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 24 mikorisa, mivalana, mitambalana, mitsontsorika, mitsontsori-bava, manorika, mikorotsaka, mitamborotsaka, mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mivalangidina, mitambororotra, mandeha any ava, manao ankororosy25 mihemotra, mitakemotra, mitambotsotra, mianotra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana, mivarina, manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka |
Compound words |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word midina |
Entry (2/2) | 32 midìna (idina) |
Part of speech | 33 imperative of active verb midina |
Explanations in Malagasy | 34 [1.1] |
Explanations in French | 35 [1.3] |
Tables and plates |
36 All the active imperatives |
Anagrams | 37 dimina, midina, midìna, dimina, midina, midìna |
Updated on 2023/06/11 |