|
|
|
|

Index

Proverbs : ahafahana

Proverb 1Ahafahana vao mihavesatra toy ny tongo-boka. [2.415 #1943]
tongo-boka : ahafahana vao mihamavesatra. [2.558 #272]
tongo-boka : ahafahana vao mihavesatra. [2.415 #1943, 2.653 #3136]
French translationLes pieds des lépreux : à mesure qu'ils s'en vont en morceaux, ils deviennent plus lourds. [2.415 #1943]
French interpretationParce qu' ils enflent. Se disait des malheurs qui s' aggravent avec le temps. [2.415 #1943]

Proverb 2Aza ataonao fitia haron-kely : asiana roa, dia feno, afahana iray, dia tapany. [2.653 #374]
Aza ataonao fitia haron-kely : asiana roa, dia feno ; ahafahana iray, dia tapany. [2.415 #1418]
Aza atao toy ny haron-kely ny fitiavana : asiana roa dia feno, afahana iray dia tapany. [2.558 #432]
French translationN' ayez pas une affection aussi bornée qu' une petite corbeille : si on y met deux objets, elle est pleine ; si on en enlève un, elle est à moitié vide. [2.415 #1418]
French interpretationSe disait de la polygamie. [2.415 #1418]

Proverb 3Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra : ahafahana iray fatambary isan' andro, ka ho levona ihany no farany. [2.415 #2639, 2.653]
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra : ahafahana isan' andro, ka levona ihany no farany. [2.558 #2848]
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra: ka ahafahana iray fatambary isan-andro, dia ho levona ihany no farany. [2.165 #1019]
French translationLa tristesse est comme la provision de riz dans le grenier : tous les jours on en enlève une petite mesure, et à la fin il n' en restera plus rien. [2.415 #2639]
Le chagrin est comme le riz dans le grenier: chaque jour il diminue d' une petite mesure, et à la fin il n' en reste plus. [2.165]
French interpretationLe temps est un grand maître. [2.165]
Le temps vient à bout des chagrins. [2.415 #2639]

Proverb 4Toy ny kitapo afaka entana, ka tsy tsaroan' ny olona intsony. [2.165]
Toy ny kitapo afaka entana : tsy tsaroan' ny olona intsony. [2.415 #5480, 2.653 #3206]
Toy ny kitapo nahafahan' entana : ka hadinodino (tsy tsaroana) nony foana ny atiny. [2.558 #4296]
French translationC' est comme le sac dont on a retiré le contenu : personne ne pense plus à lui. [2.415 #5480]
Pareil à un sac vide, personne ne s' en souvient plus. [2.165]
French interpretationLe bienfait, me fois reçu, on ne pense plus au bienfaiteur. Se disait aussi des riches ruinés qu'on abandonne. [2.415 #5480]

Index