|
|
|
|

Entry (1/9)1  any
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
4  Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
5  Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
6  Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Explanations in English  7  there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
8  there, fairly far away not visible; [1.7]
Explanations in French  9  [añy] là-bas, à, vers [Taisaka] [1.82]
10  là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Explanations in Italian  11  in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive. [1.18]
Examples  12  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
13  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Analogs  17  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/9)22  any
Part of speech  23  adverb [Full list]
Explanations in English  24  prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Explanations in French  25  préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Compound words 
Toponyms 

Entry (3/9)36  any
Part of speech  37  preposition [Full list]
Explanations in English  38  belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Compound words 

Entry (4/9)42  any
Part of speech  43  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  44  Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
45  -- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
46  -- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Explanations in English  47  used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Compound words 

Entry (5/9)51  any
Part of speech  52  noun
Explanations in Malagasy  53  Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Explanations in English  54  Ira is used in the provinces. [1.2]
Explanations in French  55  ourdissage de la trame [1.3#48]
Derivatives 
56  Active verbs :
57  Passive verbs :
58  Relative verbs :
59  Names :

Entry (6/9)60  any
Part of speech  61  passive verb
Explanations in Malagasy  62  atao, inoana [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  63  qu'on fait, qu'on croit [Taisaka] [1.82]
Morphology 
64  Present :
65  Past :
66  Future :
67  Imperative :

Entry (7/9)68  añy
Part of speech  69  noun
Explanations in Malagasy  70  rivotra [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  71  vent [Taisaka] [1.82]
Vocabulary  72  Meteorology

Entry (8/9)73  any
Part of speech  74  Unspecified
Explanations in French  75  qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie) [Taisaka] [1.82]
Vocabulary  76  Health
Compound words 

Entry (9/9)79  any    
Part of speech  80  pronoun [Full list]
Explanations in English  81  na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Anagrams  82  ain, ani, an' i, añy, any, i~na, ina, ~ina, -nay, nay, nia

Updated on 2023/05/17