|
|
|
|

Entry (1/3)1  havana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
4  Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1]
Explanations in English  5  a friend [1.2, 1.7]
6  a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2]
7  a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7]
Explanations in French  8  parent [1.3, 1.54, 1.8]
9  allié, ami [1.3, 1.8]
Examples  10  Be havana koa ianareo izany! [2.442]
11  Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
12  Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298]
13  Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48]
Vocabulary  14  Relationships: family
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Analogs  22  sakaiza, sakelika, hazo tapaky ny sampy, halam-patana, razana, razam-be, kazaha, raibe, renibe, ray, reny, zanaka, rahalahy, anadahy, rahavavy, anabavy, rafozana, vinanto, vinantolahy, vinantovavy, anabavin-dray, anadahin-dreny, rahavavin-dreny, rahalahin-dray, zafy, zafin' ny mpirahalahy, zafin' ny mpirahavavy, zafin' ny mpianadahy, zafiafy, zafindohalika, zafinkitrokely, zafimpaladia, zafindria, zafitsitorana, zanak' olompirahalahy, zanak' olo-mpirahavavy, zanak' olo-mpiana dahy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, zana-drahalahy, zanadrahavavy, zaodahy, zaobavy
Compound words 
Proverbs  27  Proverbs containing the word havana

Entry (2/3)28  havana
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara [1.1]
Morphology 
31  Simple :
32  Prefixed :
Derivatives 
33  Relative verbs :

Entry (3/3)34  havana
Part of speech  35  noun
Explanations in Malagasy  36  havanana [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  37  droite [Taisaka] [1.82]
Morphology 
38  Simple :
39  Prefixed :
Derivatives 
40  Passive verbs :
41  Relative verbs :

Anagrams  42  avahan, hanava, havana, navaha, vahana

Updated on 2023/05/23