Entry 1/2 |
midina
(idina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa Mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony
[1.1]
|
Explanations in English | To pour out, to go down, to descend, to flow out [1.2]
|
| To come down [1.7]
|
Explanations in French | Descendre [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Baisser [1.3, 1.8]
|
| Couler comme le liquide [1.3]
|
| Couler [1.8]
|
Examples |
1 | Nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga)
[1.3]
|
2 | Nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne)
[1.3]
|
3 | Midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau)
[1.3]
|
4 | Midina ny barometratra (Le baromètre descend)
[1.3]
|
5 | Midina ny ranomasina (La mer baisse)
[1.3]
|
6 | Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ...
[2.470]
|
7 | Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
midina |
Past : |
nidina |
Future : |
hidina |
Imperative : |
midìna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
midìna
(idina)
|
Part of speech | imperative of active verb midina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|