Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : tazanina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Amboa ngerom-bava, ka raha mandalo toa hitondra sokina ihany. [2.415 #4269]
Amboa ngerom-bava : tazanina toa mitondra sokina, nony akaiky vavany ihany. [2.558] Toy ny amboa mainty vava, ka ataony ho nangala-pihinana ihany. [2.165 #1071, 2.653] Toy ny amboa ngerom-bava, ka ataony ho nangala-pihinana ihany. [2.653] Toy ny amboa ngerom-bava, ka ohatra ny avy nangala-pihinana ihany. [2.558] Toy ny amboa ngerom-bava : tazanina toa mitondra sokina, nony hatonina vavany ihany. [2.558 #4258] Toy ny saka ngerom-bava, ka ohatra ny avy nangala-pihinana ihany. [2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Chien qui a la gueule noire : quand il passe, on croit qu' il porte un hérisson. [2.415 #4269]
Semblable à un chien à la gueule sale, qui est soupçonné d' avoir volé de la nourriture. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Parce que les apparences sont contre lui. [2.165]
Se disait des voleurs de profession : on les accuse toujours. [2.415 #4269] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny harena dia hoatry ny rano an-tami-bato : raha tazanina, toa be ; raha andraofana, tsy ahazoana hoatrinona. [2.415 #2222]
Ny harena dia ohatra ny rano an-tami-bato: raha tazanina toa be, raha andraofana tsy ahazoana ohatrinona. [1.1] Ny harena rano an-tami-bato: tazanina, be; andraofana, tsy ahazoana. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French translation | La fortune est comme l' eau qui suinte des rochers : de loin cela semble abondant et quand on approche, c' est à peine si on peut en puiser pour boire. [2.415 #2222]
La fortune est comme l'eau suintant des roches: de loin elle semble abondante, quand on approche, on peut à peine en puiser pour boire. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny lainga toy ny anjavidy : tazanina toa voany, fa nony hatonina raviny ihany. [2.558 #3060] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Rano an-tami-bato : raha tazanina, be ihany ; fa raha raofina, tsy ahazahoana. [2.415]
Rano an-tanim-bato : raha tazanina, be ihany ; fa raha raofina, tsy ahazoana. [2.653] Toy ny rano an-tami-bato: tazanina, Toy ny rano an-tami-bato : Toy ny rano an-tami-bato: tsinjovina, manelatra ihany, ka nony tovozina, tsy Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovina, manelatra ; tovozina, tsy ahazahoana. [2.415 #2254] Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovina, Toy ny rano an-tanim-bato: tsinjovina, manelatra ihany, fa nony tovozina, tsy ahazoana. [2.165 #481] | ||||||||||||||||||||
French translation | Eau qui suinte des rochers : quand on regarde elle semble être abondante ; mais quand on veut y puiser on ne peut pas. [2.415 #2241]
La fortune est comme l' eau qui suinte des rochers : quand on la regarde elle brille, mais quand on veut y puiser il n' y a pas moyen. [2.415 #2254] Pareil à l' eau suintant d'un rocher: de loin elle brille beaucoup, mais quand on veut la puiser, il y en a trop peu pour en prendre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de la fortune. [2.415 #2241] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Tsokan’ omby mahian’ Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [2.653]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [2.558 #4470] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||