Entry (1/4) | 1 loko |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara |
Explanations in English |
4 [1.7] paint; color rouge and lipstick |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8, 1.13] peinture, couleur 6 [1.8] rouge à lèvres 7 [1.196] (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours. Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [Sakalava] 8 [Mahafaly] 9 [Taimoro] |
Examples |
10 [1.223] Raha loko mainty re no atao hoe? 11 [2.245] Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. 12 [1.225] Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. 13 [1.38] ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. 14 [2.499] Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. |
Vocabulary |
15 Botany |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Tables and plates |
131 volo/colors/couleurs |
Entry (2/4) | 132 loko |
Part of speech | 133 noun |
Explanations in Malagasy |
134 [1.78] [Taisaka]
savoka 135 [1.78] [Bezanozano] dity 136 [1.1] Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. 137 [1.13] bontily, savoka |
Explanations in English |
138 [1.7] sealing wax; glue |
Explanations in French |
139 [1.8] cire à cacheter; colle 140 [1.13] cire d'abeille |
Analogs | 141 bontily, savoka |
Entry (3/4) | 142 loko |
Part of speech | 143 noun |
Explanations in Malagasy |
144 [1.78] [Sihanaka]
nonon'omby vavy |
Vocabulary |
145 Zoology: (in general) |
Entry (4/4) | 146 lôko |
Part of speech | 147 noun |
Explanations in French |
148 [1.405] [Sakalava-Mayotte]
poisson |
Vocabulary |
149 Zoology: fishes |
Anagrams | 150 kolo, lôko, loko |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |