|
|
|
|

Entry (1/3)1  reny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe.
Explanations in English  4  [1.7] mother, female parent
Explanations in French  5  [1.3, 1.54, 1.8] mère
6  [1.3] tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée
7  [1.8] parente
Examples  8  [2.324] Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao.
9  [2.471] Izaho koa mba manana reny.
10  [2.48] nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona.
Vocabulary  11  Relationships: family
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Anthroponyms 
Titles  79  Ilay reny tsy miteny (Eliza Freda)
80  Politikan-dRanavalona reniny (Andrianjafy Michel)
Proverbs  81  Proverbs containing the word reny
Article  82  Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)83  reñy
Part of speech  84  noun
Explanations in Malagasy  85  [1.78] [Taisaka] tsy fandrenesana

Entry (3/3)86  reny
Part of speech  87  participle re and pronoun
Explanations in Malagasy  88  [1.1] Mitovy amin' ny re
Explanations in English  89  [1.2] another form of re
Explanations in French  90  [1.3] entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher
Synonyms  91  re

Anagrams  92  reñy, reny

Updated on 2025/04/19