|
|
|
|

Entry1  tezitra
Part of speech  2  adjective
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1]
Explanations in English  5  angry [1.7]
Explanations in French  6  fâché, en colère [1.8]
Examples  7  Samy tezitra izy roa lahy. [2.472]
8  tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Analogs  14  Sosotra, madiky, monjotra, mimonjotra, mandongilongy, montotra, malonilony, mimonjomonjo, mionjononjona, manao farateny, mihifika, tohina, sendaotra, entim-po, tafintohina, milondolondo, somalondo, lotika, letra, misamontotra, mifongofongo, mikitoka, mikintona, manangam-bovona, mirintona, miotinotina, mandrivana, lomodomotra, vinitra, miviniviny, mivindina, mivindavinda, mikitakita, mena, tera-mena, mivoaramena, hendratra, hendratra dia hendratra, miala vonkina, mivandravandra, tonga fofona ohatra ny ronono mandroatra, mihidy vazana, miempo fo, misarongatra, mandroatra, mitroatra, mitrifana, misafoaka, mitafoaka, miafokafoka, mifotroaka, mitrafana, mikafara, mikafankafana, miafonafona, miefonefona, misondro-dra, henjan-kozatra, romotra, gaigy, misamboaravoara, misafotofoto vorim-bava, maimbo ra, liandra
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word tezitra

Updated on 2020/07/31