|
|
|
|

Entry (1/2)1  feno
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny [1.1#284]
Explanations in English  4  [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.] [1.2]5  full, complete [1.7]
Explanations in French  6  plein, complet [1.8]
Morphology 
7  Imperative :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  Feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  25  Proverbs containing the word feno

Entry (2/2)26  feno
Part of speech  27  noun
Vocabulary  28  Health
Explanations in Malagasy  29  sery (aretina) [Tanosy] [1.78]
Proverbs  30  Proverbs containing the word feno

Anagrams  31  feno, fone

Updated on 2023/12/10