Entry | solo | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon' ny hafa: Rakoto no solon' ny mpampianatra anay lasa / Lay no natao solon' ny trano Olona voatendry hiteny na hanatrika amin' ny anaran' ny hafa (solontena no tena fampiasa amin' io hevitra io): Dia niteny ny solon' ny lehiben' ny Governemanta Onitra: Inty misy zavatra kely ho solon' ny bokinao veriko [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A substitute [1.2, 1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Un remplaçant, un substitut, un représentant Compensation, ce qui se donne, se paie à la place d’une autre chose [1.3] | |||||||||||||||
Remplacement, substitut [1.8] | ||||||||||||||||
[1.13] | ||||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Titles | ||||||||||||||||
Analogs | iraka ~ masoivoho ~ andrianjahonoany ~ fara ~ fara aman-dimby ~ taranaka ~ taranjana ~ tamingana ~ kolokolo ~ mpamelo-maso ~ fanovan' ny maty ~ vato namelan-kafatra ~ tarana-boanjo ~ fokom-boanemba ~ kolokolo dimbin' ny vary ~ solofo dimbin' ny ala ~ akalana silaky ny hazo ~ papango sasaky ny vorona ~ vorom-panova hena ~ fandrotrarana an-tanàna haolo ~ akanga sisa nanamborana ~ tapa-porohana sisa tsy may | |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word solo | |||||||||||||||
Entry | solò | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Hiran' olon-tokana [1.1] | |||||||||||||||
Origin | French: solo. | |||||||||||||||
Other spellings | soalao [1.1#891] | |||||||||||||||
Anagrams | loso, solo |
Updated on 2023/09/08 |