Entry | tezitra | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Angry [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Fâché, en colère [1.8] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Vocabulary | Emotions | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tezitra | |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |