Entry | 1 olona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona 4 Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany 5 Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay 6 Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1] |
Explanations in English |
7 a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2] 8 a human being, man; someone [1.7] |
Explanations in French |
9 homme, personne; quelqu'un [1.8] |
Examples |
10 Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499] 11 Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48] 12 Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472] 13 ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 olom-banona, fototr' olona, olom-boantsongo, tsongoin' olom-bolo, manam-panahy, voahangy tsy arahin-katina, heni-kaja, tsy voavidim-bola, androvo, faikan' olona, lamokan' olona, tsaikan' olona, fatritran' olona, farafaikan' olona, karin' olona, abilin' olona, kitoatoan' olona, alikan' olona, olona tsy vanona, amboan' olona, fakon' olona, kolokolon' olona, bandro, amboafitritra, fotsy fanahy, olona lany hasina, olona lany henatra, olona tsy manjary, olona tsy vaky atatra, olona tsy vaky afero, tsy valahara, afa-baraka, afa-boroka, tsy manan-kenatra, olona mamoa fady, mavoin-tena, tsy misangy hajan-tena, mialabara-tena, maniva tena, manary ilo mby an-doha |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
23 Ilay Olona faha-8 (Rapatsalahy Paul) 24 Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul) |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word olona |
Article |
26 Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 27 naolo, olona |
Updated on 2023/05/15 |