Entry (1/4) | 1 hira |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
lalao, kilalao, hehy 4 [1.1] Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) Hirahira: Hira andaniana andro. (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso) |
Explanations in English |
5 [1.7] a song; music; play |
Explanations in French |
6 [1.3#249, 1.8] chant 7 [1.3] airs, musique vocale action de s'amuser avec des objets 8 [1.8] musique; jeux |
Examples |
9 hira inona no nohiraintsika? [2.270] 10 Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356] 11 Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4] |
Vocabulary |
12 Music: (in general) 13 Sound |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 20 kalo, kalokalo, vetso, vazo, antsa, atoa |
Compound words |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word hira |
Entry (2/4) | 47 hira |
Part of speech | 48 noun |
Explanations in Malagasy |
49 [1.78] [Bara]
anaran-gidro |
Explanations in English |
50 [2.233] ring-tailed lemur (Lemur catta) |
Explanations in French |
51 [2.233] maki, maki mococo, maque (Lemur catta) |
Vocabulary |
52 Zoology: mammals |
Synonyms | 53 hirana |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
131 The Lemurs |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 133 Hira |
Part of speech | 134 name (biblical) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
135 [1.38] Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara |
Explanations in English |
136 [2.996] Hirah |
Explanations in French |
137 [2.996] Hira |
Vocabulary |
138 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 139 Chapters and verses mentioning Hira |
Entry (4/4) | 140 Hirà |
Part of speech | 141 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
142 [2.996] Ira |
Explanations in French |
143 [2.996] Ira |
Vocabulary |
144 Holy Scriptures |
Other spellings | 145 ira |
Biblical quotes | 146 Chapters and verses mentioning Hirà |
Anagrams | 147 hari, hary, hira, riha |
Updated on 2024/10/30 |