Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : handry | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza hendry anatiny, tahaka ny samoina, ka raha mivoaka, afatotry ny sasany. [2.653 #385]
Aza hendry anatiny toa samoina, fa nony mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #450] Aza manao handry anatiny toa samoina, ka raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.165] Hendry anaty toa samoina fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.558 #1308] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne soyez pas sage à l' intérieur comme la chrysalide du ver à soie devenue papillon, et qui, une fois hors du cocon, se fait attraper. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Monina ambanin' ny saokan' ny handry. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Demeurer sous le menton (c. à. d. dans la compagnie) des sages. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | On devient sage comme eux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Mpantsaka mahay mikabary: handry ihany fa tsindrian' ny tavim-bilany. [2.165]
Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany, fa ambanin’ ny siny. [2.653] Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany fa ambanin' ny tany. [2.558 #2603] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un porteur d' eau grand discoureur: il parle bien mais sa tête est pressée par un têt de marmite (c. à. d. la cruche). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mpitovo mananatra mpanambady : hendry, ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana. [1.1] Mpitovo mananatra ny manana, handry ka tsy manan- Mpitovo mananatra ny manana : hendry, ka tsy manana ho an-tena. [2.653 #1991] Mpitovo mananatra ny mpanambady, ka handry tsy manan- Mpitovo mananatra ny mpanana : mahay ka tsy manan- | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Célibataire qui admoneste un homme marié : il est sage, mais pas pour lui-même ! [2.415 #6515]
Un jeune homme non marié donnant des conseils à un homme marié: il a de la sagesse (pour les autres), mais n' a pas de femme lui-même. [2.165] Un jeune homme (ou: un célibataire) qui donne des conseils à celui qui est marié: il s' y connaît sans être marié lui-même! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Ny handry mody voky, fa ny adala homana ihany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Les intelligents font semblant d' avoir assez, mais les nigauds continuent à manger. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Raha adala loholona, adala vahoaka, raha hendry loholona, hendry vahoaka. [2.558 #3543]
Raha adala loholona, dia adala vahoaka. [2.165 #1638] Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanana. [2.653 #2633, 2.974 #277] Raha adala loholona, dia adala vahoaka an-tanàna ; raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanàna. [2.415] Raha hendry loholona, dia handry vahoaka. [2.165] Raha hendry loholona, dia hendry vahoaka an-tanana. [2.653 #2652] | ||||||||||||||||||||
French translation | Les dirigeants insensés font les peuples insensés. [2.974 #277]
Quand les chefs sont insensés, le peuple aussi est insensé ; quand les chefs sont sages, le peuple est sage et prospère dans la ville. [2.415 #306] Si les notables (ou les dirigeants) sont sages, le peuple l' est aussi. [2.165 #1639] Si les notables sont sots, le peuple l' est également. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||