Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mpitrosa | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Andrasan' amboa ohatra ny varavaran' ny mpitrosa. [2.558 #216]
Andrasan' amboa varavarana ny mpitrosa. [2.653 #200, 2.974 #356] Ny trosa no iandrasan' amboa varavarana. [2.558 #3331] | ||||||||||||||||||||
French translation | Des chiens veillent à la porte des débiteurs. [2.415 #4425]
La porte du débiteur est toujours gardée par un chien féroce. [2.974 #356] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C'est le jour qu'il faut frapper à la porte des débiteurs, car la nuit les chiens montent la garde. [2.415 #4425] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Fatiantoky ny mpitrosa ny afa-baraka, fa ny volan' olona tsy maintsy aloa. [2.558 #1131]
Fatiantoky ny mpitrosa ny afa-baraka, fa ny volan' olona tsy maintsy haloa. [2.415 #4429, 2.653 #941] | ||||||||||||||||||||
French translation | Celui qui s' endette en sera pour le déshonneur ; car l'argent emprunté, il faudra le payer. [2.415 #4429] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Harongam-pohatra ny momba; Harongam-pohatra ny momba; Harongam-pohatra ny momba ; | ||||||||||||||||||||
French translation | La femme stérile est comme un arbre haronga arraché ; la femme qui a enfanté peut avoir sa moitié enfouie sans être pourrie. [2.415 #912] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe dit la tristesse de la stérilité et le bonheur de la maternité ; il fait allusion au placenta que le père va enfouir au sud de la maison, après la naissance de l' enfant. [2.415 #912] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Manao ohatra ny mpitrosa mahay: | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Mandry be eritreritra sahala amin' ny mpitrosa. [2.558]
Mandry tsy matory ny mpitrosa. [2.653 #1604] Mandry tsy matory sahala amin' ny mpitrosa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Mpitrosa tsy manary harena : ny vava no enti-manilika. [2.558 #2631, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Nahoana no mpiantoka very alohan' ny mpitrosa ? [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Tombom-barotry ny mpitrosa ny afa-baraka fa ny volan' olona tsy maintsy ho azo. [2.558 #4173] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||