|
|
|
|

Entry1  manao
Root  2  tao
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamorona zavatra vaovao: I Denis Papin no nanao ny masinina mandeha amin' ny herin' ny etona
5  Mahary, mampisy ny tsy misy: Andriamanitra no nanao izao tontolo izao
6  Manamboatra, manangana, mandrafitra: Nanao trano any ambanivohitra izahay ~ Manao latabatra
7  Mikarakara sy mahavita, manatanteraka asa iray: Aoka samy hanao ny adidiny ~ Tsy hanao izany tetika amporisihinao izany aho na homenao vola be aza
8  Miteny, milaza: Dia hoy Andrianampoinimerina nanao hoe: "Ny ranomasina no valampariako"
9  Milatsaka, mirotsaka amin' ny raharahairay: Nanao dokotera ny zokiko
10  Mihevitra: Manao ahy ho badolahy manko ianao
11  Mikasa, mitetika: Nanao handeha rahariva izy
12  Mitondra (akanjo, fitafiana na haingo) eny amin' ny tena: Tonga nitady anao teo ilay olona manao solomaso mainty iny
13  Mametraka: Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? [1.1]
Explanations in English  14  to do, to act; to think [1.7]
Explanations in French  15  faire, agir; penser [1.8]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Analogs  20  manao tokoa, manao dia manao, mimaso, tsy mivandy, tsy manamohamo, tsy mihambahamba, mikatroka, somokotra, jenitra, miala nenina, miady fo, miotrikotrika, mimokitra, mamono masoandro
Compound words 
Titles  25  Malgache – Manao ahoana (Rajaobelina-Bilbao Monique)
Proverbs  26  Proverbs containing the word manao

Anagrams  27  amona-, aoman, manao, manoa, maona, moana, namoa, naoma, omana

Updated on 2023/07/14