Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : adin' ombalahy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Adin' ombalahy ka no atakalo izay adin' ombivavy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobena, ny resy tsy akoraina. [1.1 #437]
Adin' ombalahin' ny mpianakavy: ny mahery tsy hobina, ny resy tsy akoraina. [1.1 #437] Adin' ombalahin' ny mpianakavy, ny resy tsy akoraina, ny mahery tsy hobena. [1.1 #780] Adin' ombilahin’ ny mpianakavy : ny mahery tsy hobena, ny resy, tsy akoraina. [2.653 #17] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Raha misy olona roa na antokon' olona roa tonta samy tiana mifaninana, izay mandresy aminy tsy tokony hoderaina mihoapampana, ary toraka izany koa, izay resy aminy tsy tokony hoesoina izaitsizy. [1.1 #437]
Raha mpihavana no miady eny amin' ny fitsarana, noho ny fitsimbinana ny fihavanana, dia tsy akoraina izay resy ary tsy hobena izay maharesy. [1.1 #780] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Akondro niadian' ombalahy : herinandro tsy mahafoha tena. [2.415 #745, 2.558 #91]
Akondro niadian’ ombilahy : herinandro tsy mahafoha tena. [2.653 #76] | ||||||||||||||||||||
French translation | Bananier sur lequel se sont battus des taureaux : d' une semaine il ne peut pas se relever. [2.415 #745] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des petits qui souffraient des querelles des grands, et de tous ceux qui avaient de la peine à se relever après une épreuve. [2.415 #745] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Aza atao verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombalahy. [2.558]
Aza atao verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombilahy. [2.653 #373, 2.165] Sondrian' ny adin-dreniomby, ka ny adin' ombalahy no hadinoina. [2.415 #3300] Verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombalahy. [2.415 #3300, 1.3] Very tamin' ny adin-dreniomby lahy, ny adin' ombalahy! [2.558 #4946] | ||||||||||||||||||||
French translation | Absorbé par un combat de vaches, on oublie le combat de taureaux. [2.415 #3300]
Ne manquez pas un combat de taureaux pour un combat de vaches. [2.165] Un combat de vaches fait perdre de vue un combat de taureaux. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C. à. d. ne perdez pas une chose importante pour pas grand chose. [2.165]
Il néglige les grandes affaires pour s'occuper des petites. [1.3] Souvent de petites choses font oublier de plus grandes. [2.415 #3300] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Aza manao tahaka ny vorontsiloza: miebanebana tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy, dia izy ihany; Aza manao tahaka ny vorontsiloza : Aza manao tahaka ny vorontsiloza: | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Aza milaza miara-mahita. [2.165]
Aza milaza miara-mahita, tahaka ny adin’ ombilahy an-tsena. [2.653 #628] Aza milaza miara-mahita, tahaky ny adin' ombalahy an-tsena. [2.415 #4738] Aza milaza miara-mahita toy ny adin' ombalahy an-tsena. [2.558 #779] Milaza miara-mahita, tahaka ny adin' ombalahy. [2.558 #2343] Milaza miara-mahita, toy ny adin’ ombilahy. [2.653 #1788] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne parlez pas (à quelqu' un) d' une chose qu' il a vue comme vous. [2.165]
Ne racontez pas des choses que tout le monde a vues, comme les combats de taureaux au marché. [2.415 #4738] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux qui racontent ce que tout le monde sait. [2.415 #4738] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Hono, ry | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Ilay jamba nampiady ombalahy : lany ritra ny zana-bahoaka raha izay alehako no alehany. [2.558 #1398]
Ilay jamba nampiady ombalahy : " lany ritra ny zana-bahoaka, raha izay alehako no nalehany " . [2.415 #2148] Ilay jamba nampiady ombilahy : "Lany ritra ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Aveugle qui a fait battre des taureaux : ils sont exterminés les enfants de la contrée, dit-il, s' ils ont passé par où je passe. [2.415 #2148] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Ny ombalahy no miady, ka ny omby vositra no mitsaraingona. [2.415 #3501]
Ny ombilahy no miady, ka ny omby vositra no mitsaraingona. [2.558 #3190, 2.653 #2381] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ce sont les taureaux qui se battent, et les boeufs se faufilent au milieu d' eux. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui se mêlent des affaires des autres et de leurs disputes. [2.415 #3501] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||