|
|
|
|

Entry (1/3)1  fosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1]
Explanations in English  4  backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy [1.2]
Explanations in French  5  diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance [1.3#188]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word fosa

Entry (2/3)14  fôsa
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  volana fahadimy amin'ny taona [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Explanations in French  17  [fosa] mois de mai [Taisaka] [1.82]
Examples  18  ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#]
Vocabulary  19  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (3/3)96  fosa
Part of speech  97  noun
Explanations in Malagasy  98  Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1]
Explanations in English  99  "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2]
100  a Malagasy carnivore something like a large mink [1.7]
Explanations in French  101  Cryptoprocta ferox, petit carnassier [Taisaka] [1.82]
102  genette fossane [1.54]
103  carnivore malagasy, espèce de genette [1.8]
104  fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22]
Examples  105  Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#]
106  nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#]
107  Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#]
Vocabulary  108  Zoology: mammals
Scientific name 
Proverbs  110  Proverbs containing the word fosa
Illustrations 
111  112 

Anagrams  113  fôsa, fosa, safo

Updated on 2024/10/30