Entry (1/4) | 1 maka |
Root | 2 aka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! |
Explanations in English |
5 [1.2] to fetch, to bring, to take 6 [1.7] to take, to fetch |
Explanations in French |
7 [1.8] prendre, chercher |
Examples |
8 tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty; [2.69#] 9 Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa. [2.470#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 49 Proverbs containing the word maka |
Entry (2/4) | 50 makà |
Root | 51 aka |
Part of speech | 52 imperative of active verb maka [Full list] |
Examples |
53 Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1] |
Entry (3/4) | 54 maka |
Part of speech | 55 noun |
Explanations in Malagasy |
56 [1.78] [Tambahoaka]
volana fahafito amin'ny taona 57 [1.78] [Taisaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona) 58 [1.78] [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona 59 [1.78] [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona |
Vocabulary |
60 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (4/4) | 137 Maka |
Part of speech | 138 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
139 [2.996] Maacah |
Explanations in French |
140 [2.996] Maaka |
Examples |
141 makatita no natao anaran' ny mponina tao maka [1.38] |
Vocabulary |
142 Holy Scriptures |
Synonyms | 143 maaka, maaka, maakà |
Biblical quotes | 144 Chapters and verses mentioning Maka |
Article |
145 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maka |
Anagrams | 146 akam, kama, makà, maka |
Updated on 2024/10/30 |