Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : sasaka | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Akoho tokana anaka: avy sasaka vao Akoho tokana anaka: avy sasaka vao mamono an-toka. [2.653 #52] Akoho tokana anaka : avo sasaka vao Akoho tokana anaka : avo sasaka vao mamono antoka. [2.415 #3229] Akoho tokan' anaka : avo sasaka vao halan' ny tompony. [2.558] Akoho tokan' anaka : tonga roa vao mamono antoka. [2.558] Avo sasaka hoatry ny akoho tokana anaka. [2.415 #3238] Avo sasaka ohatra ny akoho tokana anaka. [1.1 #868] | ||||||||||||||||||||
French translation | Poule qui a un poussin : c' est lorsqu' elle a produit son équivalent que son maître la prend en aversion. [2.415 #3228]
Poule qui n' a qu' un poussin : c' est lorsqu' elle produit son équivalent qu' elle fait perdre son propriétaire. [2.415 #3229] Produire son équivalent comme la poule qui n' a qu' un poussin. [2.415 #3238] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Parce qu' il s' attendait à mieux ; le sens est : déçu dans son attente. [2.415 #3229] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Bevohoka nisaoram-bady ka avo sasaka ny alahelo. [2.558 #888] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Faly sasaka tahaka ny mividy hena fahavaratra. [2.558 #75]
Faly sasaka, toy ny mividy hena fahavaratra. [2.415 #5539, 2.653 #891] | ||||||||||||||||||||
French translation | Heureux à moitié, comme celui qui achète de la viande en été. [2.415 #5539] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Car il n' a pas de riz pour accompagner la viande : en été la provision de riz est épuisée. [2.415 #5539] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Fifaliana very sasaka hoatry ny manan-janaka maditra. [2.558 #1166] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Fotsimbary natao | ||||||||||||||||||||
French translation | Du riz mis dans une corbeille à mailles lâches: il s' en perd la moitié, il s' en perd le tiers. [2.165]
Riz blanc mis dans un panier à tresse simple : il s' en perd la moitié ou les trois quarts. [2.415 #2363] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux qui ne ménagent pas leurs biens. [2.415 #2363] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Mahantra indrindra aho, hoy ilay rombina : homan-tsosoa, raraka ivy ; homa-maina, latsaka hota ; homam-bary, misasaka amin' ny akoho ; misotro rano, very sasaka. [2.415 #2609]
Mahantra indrindra aho, hoy ilay rombina: homan-tsosoa, raraka ivy; homa-maina, latsaka ota; homam-bary, misasaka amy ny akoho; misotro rano, very sasaka. [2.653 #1407] Mahantra indrindra ilay rombina, fa homan-tsosoa, rarak' ivy, homa-maina, | ||||||||||||||||||||
French translation | Je suis le plus malheureux des hommes, dit l' homme qui a un bec-de-lièvre : quand je mange du riz cuit avec beaucoup d' eau, ma salive coule ; quand je mange de la nourriture solide sans bouillon, je laisse tomber des parcelles déjà mastiquées ; quand je bois de l' eau, j' en perds la moitié. [2.415 #2609] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Plaintes de l' homme au bec-de-lièvre : on les appliquait à la perte des biens. [2.415 #2609] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Sikajy manebaka ny kirobo, ny very sasaka indray no toa loza, mainka izany raha mitovitovy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Very sasaka ohatra ny Very sasaka, toy ny | ||||||||||||||||||||
French translation | Il s' en perd la moitié, comme dans le riz mangé par un lépreux. [2.415 #1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Very sasaka, ohatra ny fotsimbary anaty haron-kerana. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Very sasaka, very fahatelo, ohatra ny ro sotroin' ny sima. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 11 | Vomangan-dRenisoa : teny an-dalana maro mpanontany, nodiany tsy re, fa nony natoko teny an-tsena, tsy lany sasaka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||