Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : toetra | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Amboadia mitafy hodi-janak' ondry : ny tenany no takona, fa ny toetrany tsy miova. [2.558 #160] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Endrika itoviana fa toetra samy hafa. [2.558 #1034] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | |||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mandoka ny ratsy, manao toetr’ eso ; manaratsy ny tsara, manao volohala. [2.653 #1591] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Mandrebireby ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127]
Mizaha mandrebireby ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] Mizaha toetra (mandrebireby) ny taona tahaka ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.558 #3] Mizaha toetra ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127] Mizaha toetra ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Tenter ou troubler la saison comme les haricots qui donnent des fruits en hiver. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des choses arrivant hors de saison. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Ny anarana no itoviana, fa ny toetra no tsy sahala. [2.558 #2872] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Ny tarehy no tsy azo ovana, fa ny toetra mora ovana. [2.558 #3269]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana. [2.415 #3053, 1.1] Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa raha ny fanahy mora foana. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza fa ny bika aman' endrika dia sarotra ovana satria efa izao no nanaovan' ny Nahary azy, fa ny toetra amam-panahy kosa dia miankina amin' ny sitrapon' ny tena ny mahatsara na maharatsy azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Une vilaine figure ne peut pas être changée mais une mauvaise conduite peut facilement être changée. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | On peut corriger sa conduite. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Ny toetra masonkarena, ny fahazarana sari-monina. [2.558 #3301] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Ny zaza fito tsy mahafehy trano: fa ny fanahy fito no mahafehy trano. [2.415 #1397, 2.653]
Ny zaza fito tsy mahafehy trano, fa ny fanahy soa no mahafehy trano. [2.558 #3378] Zaza fito tsy mahafehy trano, fanahy fito no mahafehy trano. [1.1] Zaza fito tsy mahafehy trano, ny toetra soa | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Tsy ny hamaroan' ny zanaka akory no mety hahasakana ny mpivady tsy hisaraka fa ny toetra soa maro sy ny hatsarampanahy ananany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Sept enfants ne suffisent pas à fermer la porte de la maison et à rendre stable le foyer des époux ; il faut encore sept qualités d' esprit et de caractère. [2.415 #1397] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les enfants eux-mêmes ne suffisent pas à empêcher le divorce. [2.415 #1397] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Ondrilahy tsara toetra : sady be mangy no lava hofaka; ka manatrika, matin’ ny manginy; miamboho, matin’ ny hofany. [2.415 #2234, 2.558 #3455, 2.653 #2581] | ||||||||||||||||||||
French translation | Bélier de belle apparence : il a la nuque charnue et la queue longue et grosse ; s' il regarde en face on le tue à cause de la grosseur de sa nuque ; et s' il se retourne on le tue à cause de sa queue. [2.415 #2234] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens victimes de leur prospérité et de leurs biens. [2.415 #2234] | ||||||||||||||||||||
Proverb 11 | Sompitra tsy misy vary, ka sady manety trano no Sompitra tsy misy vary : sady manety trano no | ||||||||||||||||||||
French translation | Immense corbeille à riz, vide : non seulement elle encombre la case, mais elle laisse supposer que son maître veut paraître ce qu' il n' est pas. [2.415 #6039] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Double embarras. [2.415 #6039] | ||||||||||||||||||||
Proverb 12 | Vady ka mifankahita tenda (toetra). [2.558 #312]
Vady mifankahita tenda. [2.165 #1787, 2.415 #1352, 2.653 #3591] | ||||||||||||||||||||
French translation | Des époux n' ont pas de secrets l' un pour l' autre. Litt. se voient la gorge l' un à l' autre. [2.165]
Les époux se laissent voir l' un à l' autre le fond de la gorge et n' ont pas de secrets l' un pour l' autre. [2.415 #1352] Les époux se voient jusqu’au fond de la gorge. [2.974 #134] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des personnes s' entendant bien, se disant tout et se comprenant à demi-mot parce quelles se connaissent à fond. [2.415 #1352] | ||||||||||||||||||||
Proverb 13 | Vady nahita tenda (toetra) ka sarotra hanasana vava. [2.558 #315] | ||||||||||||||||||||
Proverb 14 | Vorondolo toetra ny reniny, ka kary fiaina ny zanany. [2.558 #5046] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||