|
|
|
|

Entry1  anakidory
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana:tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19