|
|
|
|

Entry1  angaroa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona [1.1]
Explanations in French  5  Conque (bakôra) § antsìva. [1.19]
Examples  6  Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe! [2.4#]
Synonyms  7  angaroha
hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  41  Proverbs containing the word angaroa

Anagrams  42  angaroa, arangao

Updated on 2023/03/19