|
|
|
|

Entry1  anjombona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany [1.1]
Explanations in English  4  a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. [1.2]
5  a bugle made from a conch shell [1.7]
Explanations in French  6  cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Examples  7  Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka. [2.588#]
8  Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo. [2.588#]
Vocabulary  9  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  137  Proverbs containing the word anjombona

Updated on 2024/10/30