Entry armonia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra [1.1]
Examples ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Origin French: harmonium.

Anagrams 

Updated on 2023/03/19