Entry 1/2 atranatrana (atrana)
Part of speech noun
Explanations in French Duplicatif [1.3]

Entry 2/2 atranatrana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana. (Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erỳ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana) [1.1]
 Karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra [1.13]
Explanations in French Xylophone [1.13]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19