Entry bingona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno tsofina avo feo sy karantsana: Mpitsoka bingona [1.1]
Explanations in English A bugle. [Eng. Bugle.] [1.2]
 A bugle [1.7]
Explanations in French Clairon [1.8]
Examples 
1Vao mandre ny feon' ny bingona izy dia milaza hoe: ndao! [2.996]
2dia notsofina ny bingona, ary nanao porizentra Andriana indray Randriaka. [2.649]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Analogs  anjomara ~ anjombona ~ antsiva

Anagrams 

Updated on 2023/03/19