Entry |
farara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-javamaneno tsofina. Fililiotra Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojinjaina no alain' ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin' ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin' ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "mampisy havandra" [1.1]
|
Explanations in English | The stalk of certain plants which is made into a small wind instrument like a whistle or flute. [1.2]
|
Explanations in French | Trompette que les enfants font avec l'écorce ou la feuille de certains arbres, la feuille des arums et d'autres plantes. Mirliton [1.3]
|
| Nom des feuilles qui à l'état jeune sont roulées sur elles-mêmes en une sorte de rouleau et non pliées. Par exemple : fararan-tsaonjo : jeune feuille roulée de saonjo : Colocasia antiquorum Schott (Araceae). fararam-bolotara : jeunes pousses de bambou géant Dendrocalamus sp. (Gramninées). Par extension, sortes de trompettes que les enfants font avec ces pousses.
[1.196]
|
Examples | Tsy ifandrenesana ny tsotsoka sy ny farara eran' ny tanàna.
[2.332]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Co-hyponyms |
|
|