Entry | 1 kabaosa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Synonyms | 5 kabaosy, kabosa, kabosy |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 133 asabako, kabaosa, sabakao, saboaka |
Updated on 2024/10/30 |