|
|
|
|

Entry1  kabosy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1#468]
Other spellings  5  kabaosa, kabaosy, kabosa
hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
39 

Anagrams  40  kabosy, kosaby

Updated on 2023/03/19