|
|
|
|

Entry1  kahiamba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana [1.1]
Examples  5  Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka. [2.508#]
Other spellings  6  kahamba
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  40  kahiamba, kaihamba, mahabika, makabiha

Updated on 2023/03/19