Entry lokanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7 [1.1]
Explanations in English A violin; any stringed instrument played with a bow [1.7]
Explanations in French Violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet [1.8]
Examples Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs 
Article 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11