|
|
|
|

Entry1  makasa
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  38  makasa, masaka, samaka

Updated on 2023/03/19