|
|
|
|

Entry1  manandria
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Karazan' amponga natokana ho an' ny lanonana fanatanjahan-tena (moraingy, tolona, daka...); tsotra ny fehin' ny manandria fa manaraka ny lavan' ny amponga daholo fa tsy misy manodidina ny vatany toy ny ampongahafa [1.1]
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  39  amindrana, indramana, manandria, mandarina, mandriana

Updated on 2023/03/19