|
|
|
|

Entry (1/2)1  takoritsoka (ritsoka)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny tsy atao ren' ny olona maro [1.1#912]
4  Tsaho mandeha an-katakonana [1.1#912]
Explanations in English  5  A rumour, a whisper [1.2#606]
Explanations in French  6  Chuchotement, bruits qui circulent en cachette [1.3#654]
Derivatives 
7  Active verbs :

Entry (2/2)8  takoritsoka (ritsoka)
Part of speech  9  noun
Vocabulary  10  Music: instruments
Explanations in Malagasy  11  Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19