|
|
|
|

Entry1  tsikadraha
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina [1.1#985]
Explanations in French  5  Instrument de musique [1.13]
hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
39 

Updated on 2023/03/19