Entry 1/2 ambioka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [1.1]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Analogs  ambio

Entry 2/2 ambioka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [1.78]
  [Bezanozano] Masomboly [1.78, 1.1]
  [Sihanaka] Masomboly, harena iraisan'ny mpivady [1.78]
 Voan-javatra natokana ho masomboly [1.13]
Explanations in French  [Tankarana] Graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [1.19]
 Semence [1.13]
Examples 
1Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381]
2Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519]
Vocabulary 
Synonyms ambeoka ~ ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambio ~ masomboly ~ tabiry

Anagrams 

Updated on 2023/03/19